Teny iditra (1/3) | 1 manirina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manakimpy ny mason' ny olona ho faty na efa maty |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to close the eyes of the dead |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] fermer les yeux d'un mort |
Fototeny | 6 hirina |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny manirina io |
Teny iditra (2/3) | 12 manirina |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Atao tonga manitra |
Fototeny | 15 manitra |
Tovy hevitra | 16 hanirina |
Teny iditra (3/3) | 17 manirìna |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manirina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fototeny | 21 hirina |
Fivaditsoratra | 22 anirinam, anrianim, mañariny, manirìna, manirina, marinina, miranina, namariny, namirany, naniriam, nimirana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |