|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manisa (sisa)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mamela sisa [Tanala] [1.78]
4  Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
5  Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny manisa io

Teny iditra (2/3)10  manisa (isa)
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  13  Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
14  Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  to count [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16  compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
17  compter [1.8]
18  compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
Ohatra  19  manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)25  manisà (isa)
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  28  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26