Teny iditra | 1 manisatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona |
Fototeny | 4 hisatra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |