|
|
|
|

Teny iditra1  manisin-delo
Singan-teny  2  manisina, lelo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mamoaka ny lelo amin' ny fanosehan' ny rivotra azy avy any anaty orona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to blow the nose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  se moucher [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03