Teny iditra manisina (isina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa fofon' aina hivoaka any an' orona mba hi.voahan' ny lelo:Manisin-delo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to blow the nose [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay se moucher [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manisina
nanisina
hanisina
manisìna
Mpitovy hevitra manisin-delo

Teny iditra manisìna (isina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31