|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manisina
Fototeny  2  isina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandefa fofon' aina hivoaka any an' orona mba hi.voahan' ny lelo:Manisin-delo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to blow the nose
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se moucher
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  manisin-delo
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  manisìna
Fototeny  14  isina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  anisinam, manisina, manisìna, masinina, nanisiam, nasimany, nisainam, ny masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08