Teny iditra (1/3) | 1 manisy |
Fototeny | 2 isy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara]
manao, manorina: Mañisy trano 5 [1.1] Manampy, mametraka: Manisy siramamy ny ravimboafotsy ~ Manisy voninkazo eo ambony iatabatra Mamely, mamono amin' ny...: Manisy daka ny alika |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to put in place; to cause to be |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] mettre, placer; faire exister |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 manisy |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
misy |
Teny iditra (3/3) | 20 manisy |
Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Sakalava]
mampirisika |
Fivaditsoratra | 23 manisy, masiñy, misina, misiña, naisim, nisaim, nisiam, sainim, simain, sinima |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |