|
|
|
|

Teny iditra1  manitrikitrika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandentika mandetra (totohondry)
Mamelively, mandentidentika: Nanitrikitrika mafy erỳ Ramose tamin' ny tsy nahavitanay ny entimody, kanefa tena tsy nanam-potoana mihitsy izahay
Fototeny  4  hitrikitrika
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11