|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manitsy
Fototeny  2  hitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy
Mihatra amy, mikendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naharitra izy namaly
Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana marina: Izaho no manitsy ny lahateniny ~ Tokony hanitsy ny fitondrantenanao lanao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#253] redresser, aligner, aller droit vers, s’appliquer à, corriger, justifier: Manitsy ahy ny teninao (Vos paroles s’appliquent à moi)
6  [1.13] dégauchir, redresser, corriger, rectifier
Ohatra  7  Andraikitsika vehivavy ny manitsy izay melomeloka an-tokantrano. [2.528#123]
8  Ny voalohany, atsinanana miakandrefana, miala ao Ambodivoara manitsy any Voditany-Amankary, 18 kilaometatra eo ho eo no halavany. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  tsy mivilivily, mandeha toratady, manavatsava, manao hitsin-dalana, manapaka, manarina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manitsy io

Teny iditra (2/2)15  manitsy
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] mangatsiatsiaka
18  [1.78] [Tanala] mangatsiaka
Tovy hevitra  19  manitsinitsy

Fivaditsoratra  20  atsimin, maintsy, main-tsy, manitsy, matsiñy, namitsy, natsimi, sintaim, tsimina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08