|
|
|
|

Teny iditra1  manivaka
Fototeny  2  ivaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] manavatsava, mamakivaky
5  [1.1] Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to cut across, to take a shortcut
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] prendre un raccourci, traverser
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manivakivaka

Fivaditsoratra  13  ivakanam, manavika, manivaka, mivakàna, mivakana, mivanàka, mivanaka, mivanakà, niakavam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08