Teny iditra |
manjahana
(zahana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | qui refuse de couver [Abinal 1888]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
manjahana
(zahana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | privé, frustré, qui n'obtient rien [Abinal 1888]
|
| être frustré ( haihay)
[Rajemisa: Vakoka]
|
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: maty [Rajemisa 1985]
|
Teny mitovy hevitra | |
|