Teny iditra | 1 manjaitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to sew, to stitch |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] coudre |
Fototeny | 6 zaitra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny manjaitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |