Teny iditra | 1 zaitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] sewing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] couture |
Ohatra |
6 [2.472] Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |