Teny iditra | 1 manjaitra |
Fototeny | 2 zaitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to sew, to stitch |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] coudre |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny manjaitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |