Teny iditra (1/3) | 1 manjaka |
Fototeny | 2 zaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to govern 6 [1.2] to reign 7 [1.7] to rule |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3, 1.8] gouverner, régner |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny manjaka io |
Teny iditra (2/3) | 28 manjaka |
Fototeny | 29 jaka |
Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.1] Manome, manolotra jaka |
Fanazavàna teny anglisy |
32 [1.2] to present the jaka, to invite to a meal at the new year's festival |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.3] offrir des étrennes, donner des étrennes |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 38 manjakà |
Fototeny | 39 zaka, jaka |
Sokajin-teny | 40 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjaka [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 41 anjakam, manjaka, manjakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |