Teny iditra (1/2) | 1 manjamaso |
Singan-teny | 2 manja, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" |
Voambolana |
5 Haiaina |
Teny iditra (2/2) | 6 manjamaso |
Singan-teny | 7 manja, maso |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08 |
![]() |