| Teny iditra (1/6) | 1 manja |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry
4 Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy [1.1] |
| Ohatra |
5 omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana;
[2.48]
|
| Sampanteny |
|
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 120 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 121 manja |
| Sokajin-teny | 122 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
123 Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 124 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 125 manja |
| Sokajin-teny | 126 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
127 (merina, et toute l'île). Pris adjectivement : de couleur brune. Nom de diverses plantes dont on tirait des teintures brunes. Voir aussi amanja.
[1.196] |
| Voambolana | 128 Haizavamaniry |
| Teny iditra (4/6) | 129 Manja |
| Singan-teny | 130 manja |
| Sokajin-teny | 131 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 132 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (5/6) | 133 Manja |
| Sokajin-teny | 134 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
135 Rapatsalahy Paul |
| Teny iditra (6/6) | 136 Manja |
| Singan-teny | 137 manja |
| Sokajin-teny | 138 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
139 Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants ...
[1.11] |
| Fivaditsoratra | Manja, manja |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|