|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjanjana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara
Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina
Fototeny  4  janjana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny manjanjana io

Teny iditra (2/2)10  manjanjàna
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanjana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Fototeny  14  janjana

Fivaditsoratra  15  anjanjanam, manjanjana, manjanjàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13