Teny iditra manjary (zary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [1.1]

Teny iditra manjary (zary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] Tonga [1.78]
  [Sihanaka] Mahavokatra [1.78]
  [Tanala] Lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [1.78]
 Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry
Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano
Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To become; to turn out well [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Devenir, se transformer [1.3, 1.8]
 Se changer [1.3]
  [Betsileo] Pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz. Équivalent de mandrombona (Merina). Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [1.196]
Ohatra 
1Nanjary adala izy (Il est devenu imbécile) [1.3]
2Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang) [1.3]
3Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches) [1.3]
4Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon) [1.3]
5Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin) [1.3]
6Nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger) [1.3]
7Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort) [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjary
Ny lasa : nanjary
Ny hoavy : hanjary
Filaza mandidy : manjaria
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16