Fizahan-teny

Ohabolana : manjary

Ohabolana 1Tafok' oro-dambo nambolian-tsaoña: hila lahateo raha tsy hanjary. [2.165]
Tafok’ oron-dambo nambolian-tsaona : hita raha tsy hanjary. [1.147 #T8]
Fanazavana malagasyTanin-koron-dambo novolen-tsaonjo, hita rahateo fa zavatra tsy hanjary. [2.165]

Fizahan-teny