Teny iditra (1/2) | 1 manjary |
Fototeny | 2 zary |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary |
Teny iditra (2/2) | 5 manjary |
Fototeny | 6 zary |
Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tambahoaka, Bara]
tonga 9 [1.78] [Sihanaka] mahavokatra 10 [1.78] [Tanala] lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara 11 [1.1] Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] to become; to turn out well |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#869, 1.8] devenir, se transformer 14 [1.3#869] se changer 15 [1.196] pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz. Équivalent de mandrombona (Merina). Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [Betsileo] |
Ohatra |
16 nanjary adala izy (Il est devenu imbécile) [1.3#869] 17 Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang) [1.3#869] 18 Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches) [1.3#869] 19 Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon) [1.3#869] 20 Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin) [1.3#869] 21 nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger) [1.3#869] 22 Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort) [1.3#869] |
Voambolana |
23 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Tohi-kevitra | 28 tsymanjary |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny manjary io |
Fivaditsoratra | 31 manjary, manjira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |