Teny iditra manjehy (zehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona
¶ Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è! [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to measure by spanning with the hand [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay mesurer par empans [Hallanger 1974]
Endriteny 
manjehy
nanjehy
hanjehy
manjeha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31