Teny iditra manjehy andro ho lava (zehy, andro, ho, lava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy to put things off [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay ajourner les choses, remettre toujours au lendemain [Hallanger 1974]
Ohatra Aza manjehy ny andro ho lava [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31