|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjera
Fototeny  2  zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý
Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to throw down ; to beat
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] jeter à terre; battre
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manjerà
Fototeny  12  zera
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]

Fivaditsoratra  15  anjeram, manjerà, manjera

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08