| Teny iditra (1/2) | 1 zera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 Zera |
| Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Zera
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Zerah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Zérah
[2.996] |
| Ohatra |
27 Zokin' i zera Fareza, ka atao voalohany ny anarany ao amin' ny tetiarampirazanana;
[1.38#281]
28 Ny mpanjaka nandimby azy dia Osrhon I (« zera » ao amin' ny Baiboly). [1.38#34] |
| Voambolana | 29 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 30 zara |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 31 Toko sy andininy momba Zera |
| Lahatsoratra | 32 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zera |
| Fivaditsoratra | 33 Ezra, 34 Rezà, reza, 35 ~zare~, Zare, zera, Zera |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|