Teny iditra (1/2) | 1 manjinga |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manovo amin' ny zinga: Antsoy i Bozy hanjinga ny rano ao an-tsinibe |
Fototeny | 4 zinga |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manjingà |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjinga [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 zinga |
Fivaditsoratra | 14 anjingam, manjinga, manjingà, mijangan, nijangam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |