Teny iditra | 1 manjohy |
Fototeny | 2 zohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to follow; to pursue; to investigate |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] suivre; poursuivre |
Ohatra |
7 [2.472] Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny manjohy io |
Fivaditsoratra | 15 hamonjy, haonjim, manjohy, mihanjo, onjahim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |