Teny iditra |
zohy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina:
Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a cave, a cavern [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | cave, tunnel, souterrain [Abinal 1888]
|
| caverne, grotte [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| galerie [SLP 1986]
|
Teny mitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
zohy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fanarahana avy eo aoriana ¶ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy ¶ Famelana handeha aloha [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|