Teny iditra manjongy (jongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy zaitra amin' ny sisin-damba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjongy
Ny lasa : nanjongy
Ny hoavy : hanjongy
Filaza mandidy : manjongia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20