Teny iditra | manjopelana (jopelana) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manjopelaka ~ manjopiaka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |