Teny iditra | 1 manjopiaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 jopiaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1#465] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro 9 [1.1#628] Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes) |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] briller, être éblouissant; être ébloui |
Ohatra |
12 [2.470#] tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra. |
Tovy hevitra | 13 manjopelaka, manjopelana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |