|
|
|
|

Teny iditra 1  manjozorobe
Singan-teny  2 be
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny vary efa mby am-bentiny ny salohiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 se dit de l'épi du riz épanoui et d'un champ de riz en épis [1.3]
6 désigne les inflorescences très étalées comme l'anthèle des cyperus  [1.196]
Voambolana  7  Toe-karena: fambolena
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manjozorobe
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21