Teny iditra | mankadilo (dilo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mahadilo ~ mampadilo | ||||||
Teny iditra | mankadilo (dilo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] To punish, to make repent [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | Kamolandy, mankadilo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10 |