|
|
|
|

Teny iditra1  mankafy
Fototeny  2  fy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy vatomamy ny ankizy
Tia, mandre hafinaretana amy...: Mankafy torimaso io Rangahy io

Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to consider a thing delicious or succulent, to take pleasure in.
6  [1.7] to consider delicious
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] trouver délicieux, aimer
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mankamamy
Lohateny  13  Mankafy Sakafo : Delicious Meals from Madagascar (Donenfeld Jill)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mankafy io

Fivaditsoratra  15  mankafy, mifanka~, mikafan, nifakam, nikafam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21