Teny iditra | 1 mankaloza |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais |
Fototeny | 4 loza |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mankaloza io |
Fivaditsoratra | 9 ankalozam, mankaloza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |