Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mankaloza | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Manao ondry tsy harena, ka misorona ondry boka. [2.165 #82, 2.653 #1553]
Misorona ny ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.653 #1839] Misorona ondry boka. [2.415 #5455] Misorona ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.165 #83, 2.558 #2417, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa zava-dratsy, fihomboan' aretina no mety ho azo raha tsy mahay mivavaka, raha zavatra ratsy no atao sorona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Considérer un mouton comme de peu de valeur et en offrir un qui est lépreux en sacrifice. [2.165]
Offrir en sacrifice un mouton lépreux pour remercier les Vazimba, de la guérison. [2.415] Offrir en sacrifice un mouton qui ne vaut pas grand' chose, c' est aggraver la maladie. [2.165 #83] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est de l'ingratitude, et les Vazimba se vengeront. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||