Teny iditra | 1 mankarary |
Fototeny | 2 rary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mankarary io |
Fivaditsoratra | 9 ankararim, mankarary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |