Teny iditra mankaroa (aroa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha ho aroa [1.1]
Ohatra Toa mankatsy mankaroa lava izao foana ny antsika: ny akanjo, dia efa ampy hilaza aminao ny tianay ambara amin' izany aloha. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankaroa
Ny lasa : nankaroa
Ny hoavy : hankaroa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10