Teny iditra | 1 mankasiaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga hasiaka: Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo azy |
Fototeny | 4 siaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mankaloza |
Mpanahaka | 10 mankaloza |
Fivaditsoratra | 11 manakisaka, mankasiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |