Teny iditra | 1 mankasitraka |
Fototeny | 2 sitraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#629] Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to find pleasing or acceptable; to thank |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance |
Ohatra |
7 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mankamamy, mankatelina, mankafy, mankatoa, tia |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mankasitraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |