Teny iditra | mankeroa (eroa) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to go there (far away, not in sight) [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | aller là-bas, (loin, visible) [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Ohatra | Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [Baiboly: 47:026:036/Matio 26:36..] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |