Teny iditra manko
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Kian-teny milaza:
-- 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoka anay o!
-- 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao!
Mitovy hevitra: mantsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a word put in for ornament or slight emphasis; cf. mantsy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sert d'ornement, parfois renforce un peu le sens [Hallanger 1974]

2013/04/04