Teny iditra mantsy
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jereo manko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme manko [1.3]
Ohatra Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [2.324]

Teny iditra mantsy
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Referring to; also used as ornament of speech like manko [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [1.8]
Ohatra 
1Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [2.471]
2Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [2.472]
3"Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [2.293]
4Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
5Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470]
Tovy hevitra manko

Teny iditra mantsy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Maimbobe tsy zaka, mantsina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31