|
|
|
|

Teny iditra1  manko
Sokajin-teny  2  kianteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Kian-teny milaza:
-- 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoka anay o!
-- 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a word put in for ornament or slight emphasis; cf. mantsy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  sert d'ornement, parfois renforce un peu le sens [1.8]
Mpanahaka  6  mantsy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny kianteny rehetra

Fivaditsoratra  8  manko, monka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31