Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To rent, to pay rent for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Louer, payer un loyer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manofa
Ny lasa : nanofa
Ny hoavy : hanofa
Filaza mandidy : manofà

Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]

Teny iditra manofà (hofa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10