|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manofana
Fototeny  2  ofana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to temper, to harden.
5  [1.7] to temper steel; to harden
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] tremper l'acier; durcir
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  manofana
Fototeny  12  ofana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Mamolavola mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny takin' ny fandrosoana entin' ny toetr' andro
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] to train people
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.8] former des gens capables
Ohatra  17  [4.27#] ahitana tombony kokoa ny manofana ny tantsaha sy ny mpiompy izay efa mahatratra ny telo ampahefatry ny mponina ankehitriny toy izay mbola hampitombo indray ny isany.

Teny iditra (3/3)18  manofàna
Fototeny  19  ofana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1]

Fivaditsoratra  22  anafonam, anofanam, famanona, famonana, fanomana, manafona, manofana, manofàna, nanafoam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08