Teny iditra | 1 manofinofy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 nofinofy |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
7 [1.353#] Ny manofinofy nokekerin-dita sy amboa adala dia manambara vosavin' olona, hono izany ka tsy maintsy hisoritra fotaka sy lomotra izay nanonofy izany hisakana ny ratsy.
|
Tovy hevitra | 8 manonofinofy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |