Teny iditra | 1 manohitra |
Fototeny | 2 tohitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany 5 [1.13] manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] contrarier |
Ohatra |
7 Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#] 8 Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#] 9 Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 mitohitra, maniho, mandà, misitra, mihenahena, mikahankahana, mihirihiry, mitsipaka, manipaka, mamaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianjona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny manohitra io |
Fivaditsoratra | 19 hamoritan, hanirotam, hanoritam, horanitam, hotaranim, mahonitra, manohitra, matrohina, motrahina, namohitra, nirotaham, nitaroham, nitoharam, nitoraham, nitroaham |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |