Teny iditra mitsivalana (tsivalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
¶ Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsivalana
nitsivalana
hitsivalana
mitsivalàna
Ohatra Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [Andraina: Mitaraina, takila 16]
Teny nalaina 

2013/05/29