Teny iditra manohona (ohona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho
¶ Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manohona
nanohona
hanohona
manona

Teny iditra manohòna (ohona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao manohona [fitanisana]

2013/04/04